News from Madagascar and RSS - NEWS MADA

La Une – NewsMada

Les actus de Madagascar

Eliminatoires de la Can 2021: Barea-Antilopes à guichet fermé  View ?

Tous les feux sont au vert pour les Barea de Madagascar face à l’Ethiopie ce jour. Mahamasina affiche complet. Les 18.000 derniers tickets se sont vendus en une demi-journée, hier, au grand damne des retardataires. L’engouement du public reste intact. Assister en direct et à domicile le match des Barea est une aubaine pour les […]

Read more Read more...

Close Close

(16/11/2019 10:07)

Kitra – “Can 2021” Fihaonana amin’i Etiopia: hiray fo amin’ny Barea ny Malagasy antapitrisany, anio  View ?

Tsy misy afa-tsy resaka Barea aloha izao. Hitodika etsy amin’ny kianjaben’i Mahamasina avokoa ny mason’ny vahoaka malagasy, anio. Hiara-kientana amin’ny ekipam-pirenena sy hanohana hatramin’ny farany ireo maherifontsika, amin’ny fihaonana amin-dry zareo Etiopianina. Tanjona ny fandresena! Ekena fa mbola ao anatin’ny fotoan’ny fampielezan-kevitra isika izao, saingy takona sy nangingina izany, tamin’ity herinandro ity, indrindra ho an’ny […]

(16/11/2019 10:05)

Naina Andriantsitohaina : une pléiade de partis adhère au partie social  View ?

Une vingtaine de partis politiques et une centaine d’associations ont adhéré au Pacte social liant le candidat n°4 à la capitale. Une manière d’afficher leur volonté de travailler ensemble dans l’objectif de redorer l’image de la capitale. Les soutiens à Naina Andriantsitohaina sont venus de toutes parts. Le parvis de la Gare de Soa­rano était […]

(15/11/2019 07:43)

“Raharaha sambo Flying”: tantsambo sinoa 2 namoahana didy fampisamborana iraisam-pirenena  View ?

Fanamafisana ny didim-pitsarana navoakan’ny fitsarana ambaratonga voalohany ihany no navoakan’ny fitsarana ambony, nitsara ny “Raharaha sambo Flying”, tao Toamasina, ny alarobia teo. Fa ankoatra izay, namoahana didy fampisamborana iraisam-pirenena koa ny tantsambo sinoa roa lahy, fantatra fa tafatsoaka any ivelany. Namoahan’ny fitsarana ambony ao Toamasina didy fampisamborana iraisam-pirenena i Hu Jing Yun sy i Liu […]

(15/11/2019 07:41)

Iles malgaches de l’océan Indien : l’Etat appelle à la cohésion nationale  View ?

La première réunion de la commission mixte sur les Iles malgaches se tiendra ce 18 novembre, au palais d’Andafiavaratra à Andohalo. Le Premier ministre Christian Ntsay conduira la délégation malgache composée de personnalités de premier plan à l’instar de Raymond Ranjeva. La rencontre hebdomadaire de l’Exécutif à Iavoloha a mis l’accent, hier, sur la première […]

(14/11/2019 08:00)

Nampitondra faisana ny eto an-dRenivohitra: jiolahy raindahiny 6 voasambotry ny polisy  View ?

Tsy afa-bela tamin’ny vela-pandriky ny polisy. Tratra ary hatolotra ny fampanoavana, rahampitso, ireo jiolahy mpampihorohoro ny Renivohitra sy tompon’antoka tamina fanafihana maro isan-karazany izay nahaverezana vola an-tapitrisany sy nahafatesan’olona. Hatolotra ny fampanoavana, rahampitso, ireo jiolahy miisa enina tompon’antoka amin’ny fanafihana sy mpampihorohoro ny Renivohitra, izay voasambotry ny polisy, ny alatsinainy sy talata teo taorian’ny vela-pandrika […]

(14/11/2019 07:57)

Charte « Teny ierana hanompo vahoaka »:des candidats ratent le coche  View ?

Deux candidats à la mairie de la capitale ont snobé la charte « Teny ierana hanompo vahoaka », initiée par plusieurs institutions ainsi que la société civile. Il s’agit pourtant d’une opportunité à saisir pour afficher sa bonne foi durant les opérations électorales. Mauvaise foi ou problème de timing? Seulement trois sur les cinq candidats aux communales […]

(13/11/2019 07:24)

Noho ny halatra finday iray: saika matin’ny fitsaram-bahoaka ilay tovolahy  View ?

Finday iray saika namoizana aina. Izany no nanjo ity tovolahy iray niharan’ny fitsaram-bahoaka noho ny halatra nataony tao Toamasina, omaly. Soa fa nisy nangoraka ka nanatitra azy tany amin’ny mpitandfro filaminana. Saika notaperin’ny olona ny ain’ity tovolahy tratra nangalatra finday tao amin’ny fokontany Morafeno Toamasina ity, omaly. Miasa amina orinasa lehibe iray aty an-drenivohitra izy io […]

(13/11/2019 07:22)

Jirama : des têtes continuent de tomber  View ?

Les fusibles sautent au sein de la Jirama. Le Conseil d’administration de la compagnie d’eau et d’électricité a limogé, hier, six directeurs. Des destitutions qui surviennent deux mois environ après le limogeage du directeur général et près de deux semaines après celui du ministre de tutelle. Les premiers décideurs de la Jirama ont résolu de […]

(12/11/2019 07:29)

Delestazy lavareny, fahatapahan-drano : tale enina ao amin’ny Jirama indray nalana  View ?

Taorian’ny fanalana ny tale jeneraly, roa volana lasa izay, tale tompon’andraikitra ambony enina be izao, ao amin’ny Jirama indray, omaly, no nesorina tamin’ny toerany. Mbola vokatry ny firongatry ny delestazy lavareny sy ny fahatapahan-drano mampikaikaika ny maro ny anton’izany. Mitohy ny fanadiovana ao amin’ny Jirama. Nesorina ny tale jeneralin’ny Jirama, ny volana aogositra teo. Nesorina […]

(12/11/2019 07:27)

Immunité parlementaire : le cas des deux députés en prison reste compliqué  View ?

Le sort des deux députés en détention préventive, se trouve actuellement entre les mains de leurs collègues à Tsimbazaza. La tâche s’avère toutefois difficile pour les députés qui étudient leur cas, vu les différents paramètres à prendre en compte. La commission de levée de l’immunité parlementaire se penche depuis vendredi sur le cas des deux […]

(11/11/2019 07:26)

Ady lova namonoana ny dadatoany: tovolahy 17 taona migadra 15 taona an-tranomaizina  View ?

Nilatsaka ny sazy  avy amin’ny fitsarana ary mavesatra ho an’i Velontsoa Donalcie, tsy ampy taona.  .  Maty nokapakapainy ny antsibe ny dadatoany noho ny  resaka ady  lova…. Niakatra teny amin’ny Lapan’ny Fitsarana ambony misahana ny ady heloka bevava, ny alakamisy 7 novambra 2019 teo ilay raharaha ady tany niafara tamina vonoan’olona tao amin’ny fokontany Ambatovinaky, […]

(11/11/2019 07:23)

Débat en vue des communales : Naina Andriantsitohaina a montré l’exemple  View ?

Les cinq candidats en lice aux élections communales de la capitale ont participé à un premier face-à-face, devant les employés de la Commune urbaine d’Antananarivo hier, à l’Hôtel de ville Analakely. Contrairement aux autres qui n’ont eu cesse de verser dans la critique, Naina Andriantsitohaina a montré l’exemple en restant dans la ligne du débat. […]

(09/11/2019 08:36)

Fandriampahalemana eto an-drenivohitra: nanao bemidina tamin’ireo faritra mena ny “patrouille militaire”    View ?

  Niainga teny Analakely, nahazo an’Ampasampito sy Ambodivona, nandalo an’i 67 Ha sy Anosibe, nipaka teny Anosizato, izay samy faritra mena amin’ny tsy fandriampahalemana eto an-drenivohitra ny bemidina, fisafoana ireo faritra mena nataon’ny miaramila mpanao “patrouille militaire”, afakomaly alina. Nanao  hetsika fisafoana ireo faritra mena amin’ny tsy fandriampahalemana eto an-drenivohitra, afakomaly alina ny teo anivon’ny […]

(09/11/2019 08:34)

Parmi les priorités de Naina A.: la restitution des terrains appartenant à la CUA  View ?

En déplacement dans le 5e arrondissement hier, le candidat Naina Andriantsitohaina a insisté sur son intransigeance face à la gabegie dans la gestion  de la Commune urbaine d’Antananarivo (CUA). Il a promis aux Tananariviens qu’après son élection, tous les terrains  appartenant à la Commue lui seront restitués. La messe est dite. Lors de son déplacement […]

(08/11/2019 09:00)

Noho ny antandrevaka sa… nampandosirina ? tafatsoaka niaraka amin’ny rojovy  ireo jiolahy roa  View ?

Mbola tsy hita popoka hatramin’izao ireo jiolahy roa, voalaza fa tena raindahiny sady mahery vaika, tafatsoaka tao an-tokotanin’ny biraon’ny polisy, ao Bazarikely Toamasina, ny zoma lasa teo, na dia efa nifatotra rojovy aza. Noho ny antandrevaka, sa… nampandosirina ? Efa ho herinandro izay, mbola tsy hita ny nanjavonan’ireto jiolahy roa tafaporitsaka niaraka tamin’ny rojovy ireto. […]

(08/11/2019 08:56)

Baccalauréat 2e session : 18% de réussite pour Antananarivo  View ?

Fin de suspense pour les candidats estimés à 97.136 qui ont passé la deuxième session exceptionnelle du bac  pour l’enseignement général. Le taux de réussite est très bas car seulement, 18%  d’entre eux  ont réussi à saisir cette seconde chance dans la province d’Antananarivo. Aucun candidat n’a obtenu ni  la mention « très bien » […]

(07/11/2019 09:21)

Mahazoarivo: mpiasa roa lahy maty nihotsahan’ny tany  View ?

Adiny roa teo ho eo, taorian’ny nanilihana ireo ranontany sy vato malao maro nanototra azy ireo, vao tafavoaka ny razan’ireto mpiasa roa lahy, maty nihotsahan’ny tany etsy Mahazoarivo, omaly maraina. Avotra soa aman-tsara kosa ny namany efa-dahy na naratra aza. Lehilahy roa, mpihavana iray fihaviana indray namoy ny ainy, omaly maraina nandritra ny fihotsahan’ny tany […]

(07/11/2019 08:54)

Renouveau de la capitale : le candidat Naina A. fait son Velirano  View ?

Naina Andriantsitohaina a lancé sa campagne hier, à Mahamasina, en dressant d’emblée ses principales priorités. La revalorisation de la capitale passe, selon lui,  par la lutte contre la corruption ou encore la promotion du bien-être de la population. Le candidat a déclaré qu’il n’est intéressé ni par l’argent, ni par la gloire, mais il est […]

(06/11/2019 08:54)

Fampahafantarana ny «Veliranon’Iarivo»: fanambin’ny kandidà Naina ny hanarina an’Antananarivo  View ?

Nanomboka ny fampielezan-keviny tao amin’ny lapan’ny Kolontsaina sy ny fanatanjahantena Mahamasina ny kandidàn’ny IRK, Andriantsitohaina Naina, omaly. Nampahafantariny tamin’izany ny “Veliranon’Iarivo”, ahitana ireo vina sy tetikasa hanarenana ity Renivohitra ity.  “Nahalalan’ny maro ahy ny fitanako ny teny nomena. Tsy ho mora izany nefa vitantsika io… Hanenjika ny fahatarana isika. Tsy vola na voninahitra ny antsika… […]

(06/11/2019 08:51)

Elections communales : C’est parti pour 20 jours de campagne  View ?

La campagne électorale commence officiellement ce jour pour ne se terminer que le 25 novembre, à minuit. En tout, une période de 20 jours durant laquelle chaque candidat dans tout Madagascar tente de convaincre les électeurs selon leur stratégie, tout en respectant les textes en vigueur. Début de la campagne électorale ce jour pour tous […]

(05/11/2019 08:57)

Leon’ny fitokonan’ny Seces ny mpianatra: niafara tamin’ny fahamaizan’ny tanety ny fandoroana kodiarana  View ?

Nirehitra hatramin’ny tanety vokatry ny fandoroana kodiarana nataon’ny mpianatry ny Anjerimanontolo, omaly, teny Ankatso. Leo noho ny tsy fahafahany mianatra izy ireo vokatry ny fitokonana ataon’ny mpampianatra mpikaroka ka naneho ny tsy fahafaliany… Naneho ny tsy fahafaliana ireo mpianatra tsy mankasitra ny fitokonan’ireo mpampianatra mivondrona ao amin’ny Seces. Raha ny zava-nisy, omaly, teny amin’ny fiantsonan’ny […]

(05/11/2019 08:55)

Groupe Mahaleo : mort subite de Dadah Rabel  View ?

Alors que Mahaleo n’a pas encore terminé son deuil, après la disparition de Fafa, il y a juste deux semaines, le groupe vient de perdre Dadah, de son vrai nom Andriabela Rakotobe, décédé  des suites d’un AVC hier, à Antsirabe, à l’âge de 65 ans. Et pourtant selon ses proches, le groupe a concocté un […]

(04/11/2019 08:57)

Tapa-bolana taorian’ny nahalasanan’i Fafah: nodimandry omaly koa i Dadah  View ?

Tampoka loatra ka saiky tsy nampino ny maro. Tapa-bolana… monja taorian’ny nahalasanan’i Fafah, nodimandry, omaly, koa i Dadah, iray amin’ireo nanangana ny tarika Mahaleo hatrany am-piandohana. Very olomanga iray indray ny fianakaviana, ny tarika Mahaleo, ny tontolon’ny zavankato malagasy, ny Malagasy, i Madagasikara ary ireo sehatra nahitana azy… Nodimandry, omaly, i Dadah (tarika Mahaleo). Raha […]

(04/11/2019 08:54)

Andry Rajoelina à Antanimora : six condamnés à perpétuité graciés  View ?

Loin d’un effet d’annonce, la grâce présidentielle est effective. Andry Rajoelina, lors de sa visite à Antanimora, jeudi, a donné corps à son initiative. Six détenus condamnés aux travaux forcés à perpétuité ont obtenu la grâce présidentielle. Il a également dénoncé  toute forme de corruption au sein des établissements pénitentiaires. Pour la prison d’Anta­ni­mo­ra, il […]

(02/11/2019 08:00)

Last import : 15/11/2019 21:16

You are here :   Welcome » News from Madagascar and RSS - NEWS MADA