Nouvelles du pays et RSS - NEWS MADA

La Une – NewsMada

Les actus de Madagascar

Acquisition illicite de terrains: un VP du Sénat dans de beaux draps  Voir?

Un autre sénateur est mis à l’index dans une affaire d’acquisition illicite de terrains d’une superficie de 146 hectares au sein de la réserve spéciale Pointe à Larée, situé dans la commune rurale de Manompana, district de Soanierana-Ivongo. L’affaire remonte en 2017 lorsque le Bureau indépendant anti-corruption (Bianco) a été saisi d’une doléance dénonçant des […]

Lire la suite Lire la suite

Fermer Fermer

(25/05/2019 07:35)

Kolikoly, hosoka, fanararaotam-pahefana: sarona ny filoha lefitry ny Sénat, préfet, mpiasan’ny fananan-tany  Voir?

  Anisan’ireo trondro vaventy koa ! Nalefan’ny Bianco any amin’ny Fitsarana misahana ny ady amin’ny kolikoly  (Pac), ny  alakamisy teo ny raharaha fanodinkodinana fananam-panjakana  nisehoana hosoka ka nahavoasaringotra  olobe maromaro: filoha lefitry ny Antenimierandoholona, “Prefet”… Niditra an-tsehatra ny Bianco sampana Toamasina ary nanadihady taorian’ny naharaisan’izy ireo fitarainana momba ny resaka tany antsoina hoe « Pointe […]

(25/05/2019 07:33)

Lutte contre la corruption: objectif non atteint en 2018  Voir?

  Depuis 2004, le Bianco ne cesse de mettre en place toutes les structures et stratégies pour optimiser la lutte contre la corruption. Mais sans volonté politique, la lutte serait vaine. Arrivé à terme de son mandat, le DG du Bianco, Jean-Louis Andriamifidy, a évoqué toutes les difficultés que son institution a dû surmonter dans […]

(24/05/2019 07:33)

Fandefasana an’i Claudine R. tatsy Maorisy: mpandraharaha fonja 24 tokony hakarina fampanoavana  Voir?

Mby aiza ny “Raharaha Razaimamonjy Claudine”? Na ny amin’ny fandefasana azy hitsabo teny tatsy amin’ny Nosy Maorisy ihany aza… Mpandraharaha fonja 24 tokony hakarina fampanoavana. Manome fanazavana ny Bianco sy ny Pac…            Mpandraharaha fonja 24 tokony ho nakarina fampanoavana, ny fiandohan’ny herinandro teo. Voasaringotry ny “Raharaha Razaimamonjy Claudine”izy ireo ny […]

(24/05/2019 07:30)

Cnaps: fanofanana tany Moramanga  Voir?

Nitohy tany Moramanga ny fanofanan’ny Tahirim-pirenena misahana ny fiahiana sosialy (Cnaps) sy ny Foibem-pitantanan’ny sekoly katolika (Dinec) ny tompon’andraikitry ny sekoly, ny herinandro lasa teo. Nampahafantarina azy ireo ny zon’ny mpiasa sy ny adidin’ny mpampiasa. Nisolo tena ity farany ny ray aman-drenin’ny mpianatra sy ny talen’ny sekoly, miandraikitra ny fiahiana sosialy ny mpanabe. Nitarika ny […]

(23/05/2019 07:42)

Affichages sauvages: la Ceni passe à l’action   Voir?

Joindre la parole aux actes. Comme annoncé, les candidats sont à présent priés d’enlever leurs affichages électoraux non règlementaires. Le cas échéant, ils devront s’acquitter d’une astreinte financière. Depuis quelques jours, la Commission électorale nationale indépendante (Ceni) est partie en chasse des affichages électoraux non règlementaires, notamment ceux qui ne sont pas posés sur les […]

(23/05/2019 07:26)

Karohina sy arahi-maso fatratra: polisy ny atidoha mpampanofa basy ireo jiolahy  Voir?

Efa nampoizin’ny maro. Fantatra izao fa polisy ihany ny miray tsikombakomba amin’ireo jiolahy ary mampanofa ny fitaovam-piadiana (basy, bala…) ampiasaina amin’ireo fanafihana mitam-piadiana ao Toamasina. Mandeha ny fanaraha-maso sy ny fikarohana azy ireo. Nidoboka ao amin’ny fonjaben’Ambalatavoahangy rehefa avy natolotra ny fampanoavana, afakomaly, ireo jiolahy telo tompon’antoka tamin’ny fanafihana ny Accès Banque ao Bazarikely, ny […]

(23/05/2019 07:24)

Corruption à Tsimbazaza: le Pac se penche sur le dossier  Voir?

Le Pôle anti-corruption (Pac) étudie avec la plus grande minutie le dossier des 79 députés impliqués dans une affaire de corruption à Tsimbazaza. L’immunité parlementaire et l’éventuelle procédure spéciale seront sérieusement discutées à partir de cette semaine. La semaine dernière, le Bureau indépendant anti-corruption (Bianco) a transmis au Pôle anti-corruption (Pac), le dossier des 79 […]

(22/05/2019 07:16)

Hosoka sy fanaovana hosoka: olona efatra nahatrarana «baume relax» sandoka marobe  Voir?

Tamina fivarotana efatra, tetsy amin’ny tsenan’Anosibe no nahatraran’ny polisy avy ao amin’ny Sampandraharaha miady amin’ny fanaovana hosoka menaka fanorana, « baume relax » sandoka, mahatratra 983 isa. Olona efatra no vcoasambotra tamin’izany. Noraisim-potsiny ! Naharay fitoriana avy amina orinasa iray momba ny fiparitahana entana sandoka eny amin’ny tsenan’Anosibe ny polisy avy ao amin’ny « service central de la lutte […]

(22/05/2019 07:14)

Campagne et administration: le PM insiste sur la neutralité  Voir?

La neutralité de l’Administration semble encore poser problème à quelques jours de la fin de la campagne électorale. Le Gouvernement entend ainsi prendre des mesures sérieuses à l’encontre des agents administratifs ne respectant pas les dispositions légales. Le Premier ministre, Christian Ntsay, insiste sur la neutralité de l’Administration et compte y veiller de près. « […]

(21/05/2019 07:21)

Fanondranana vehivavy an-tsokosoko any ivelany: aondrana atsy Kaomaoro vao alefa any Arabia Saodita  Voir?

Alaina any amin’ny faritany. Aondrana amin’ny sambo ao Mahajanga, alefa atsy amin’ny Nosy Kaomaoro. Any indray no alefa mihazo an’i Arabia Saodita. Saron’ny polisy ihany ny tambajotra voarindra mpanondrana olona (vehivavy) an-tsokosoko any ivelany. Tsy mety fay mihitsy! Nosamborin’ny polisy avy ao amin’ny “services des enquêtes spécialisés » (SES) tao amin’ny seranan-tsambon’i Mahajanga, ny 15 mey […]

(21/05/2019 07:18)

Campagne électorale: dernière semaine sous tension   Voir?

Diverses irrégularités et des actes de violence ont caractérisé les deux premières semaines de la campagne électorale. Mais la situation pourrait encore s’empirer si aucune mesure visant à les stopper n’est prise au cours de cette dernière semaine décisive. La troisième et dernière semaine de la campagne pour les législatives commence ce jour. Elle sera […]

(20/05/2019 07:07)

Maka vola hatramin’ny 1 500 000 Ar: tratra ilay mpisoloky ho mpandefa mpiasa any ivelany  Voir?

Olona iray indray no voasolokin’ny ramatoa (eo amin’ny sary) iray milaza fa afaka mandefa mpiasa any ivelany. Efa nahazoany vola 1 500 000 Ar ilay vehivavy kanefa  tsy nisy akory ilay asa… Nidoboka am-ponja eny Antanimora taorian’ny fisamboran’ny polisy azy ny renim-pianakaviana iray mpisoloky ho mpandefa mpiasa any  ivelany. Ny polisy avy ao amin’ny sampandraharaha misahana ny […]

(20/05/2019 07:05)

Ambassade malgache à New York: forte suspicion de corruption  Voir?

Abus de fonction, faux et usage de faux ou encore trafic d’influence. L’enquête du Bianco a fait éclater au grand jour des faits de corruption au sein de la Représentation de Madagascar à New York. Trois personnes sont suspectées de détournement de plus d’un milliard d’ariary. Les faits remonteraient en 2007, mais le Bureau indépendant […]

(18/05/2019 08:02)

«Kidnapping» – Tsaratanàna: voasambotra ny tanan-kavanan’i Del Kely  Voir?

Mitohy tsy an-kijanona ny hazalambo ataon’ny mpitandro filaminana amin’ny andian-jiolahy mpanao “kidnapping” tarihin’i Del Kely. Raha mbola tsy hita popoka ity farany, fantatra fa voasambotry ny polisy tao Tsaratanàna kosa ny roa lahy. Anisan’izany ny tanan-kavanany. Jiolahy roa ao anatin’ireo tambajotran-jiolahy mpaka an-keriny any Tsaratanàna ireo tratran’ny polisy avy ao amin’ny CSP Tsaratanàna ireto, ny […]

(18/05/2019 07:59)

Deniers publics: le président met fin à la gabegie  Voir?

La concrétisation des promesses présidentielles avance lentement mais sûrement.  Avant toute chose, il est temps de mettre fin au gaspillage et aux dilapidations des deniers publics et de renforcer lutte contre l’insécurité. Halte au détournement des deniers publics. « Je n’accepterai plus jamais les gabegies, l’utilisation des deniers publics sans impacts réel sur la population », a […]

(17/05/2019 06:58)

Voasambotra ny mpamatsy sy ireo mpidoroka: 60 000 Ar ny ivarotana ny daozina « héroïne » iray  Voir?

Mahazo vahana ny fidorohana zava-mahadomelina mahery vaika, amin’ny alalan’ny fitsindromana “héroïne”. Tovolahy dimy voasambotry ny polisin’ny Fip ao Toamasina, miaraka amin’ny mpivady mpivarota sy ny mpamatsy azy ireo. Tovolahy miisa dimy samy mipetraka ao Valpinson sy ao Ambohijafy ary ao Andranomadio Toamasina sy ireo mpivady monina ao Andranomadio, mpivarotra “héroïne” no tratran’ny polisin’ny Fip ao […]

(17/05/2019 06:56)

Des requêtes déposées à la HCC: les candidats se tirent dans les pattes  Voir?

La campagne des législatives à peine commencée que les animosités entre les candidats se manifestent. Jusqu’à hier et à une dizaine de jours de la tenue du scrutin, la HCC a déjà reçu deux requêtes. Lundi dernier, le candidat Jerry Rakotondramiarana dit Jerry Marcoss a déposé une requête auprès de la Haute cour constitutionnelle (HCC) […]

(16/05/2019 07:31)

Fandikana ny lalàn’ny fifamoivoizana: iray hetsy hatramin’ny iray tapitrisa Ar ny lamandy  Voir?

Ho henjana ny lalàna nasiam-panavaozana mikasika ny fifamoivoizana sy ny fampiasana ny lalana. Toy izany koa ny famaizana ho an’ireo mandika izany. Tokony ho fantatry ny besinimaro izany ka navoaka ny torolalana ho an’ny mpampiasa lalana. Ho hentitra ny fanjakana amin’ireo mbola mandika lalàna amin’ny fifamoivoizana sy ny fampiasana ny lalana. Nohamafisina ny sazy ho […]

(16/05/2019 07:29)

Campagne électorale: absence de débat de fond  Voir?

La campagne pour les législatives a donné plus de place à la complaisance qu’à des vrais débats. Les électeurs sont réduits à des simples spectateurs. Construire des infrastructures, veiller au bien être de la population…autant de promesses de propagande qui n’ont rien à avoir vraiment avec le rôle principal des députés, mais juste faites pour […]

(15/05/2019 07:20)

Vonoan’olona feno habibiana: teratany frantsay sy ny vady aman-janany  hita faty tao an-tranony  Voir?

Francisco Perez, 64 taona, teratany frantsay avy any Guadeloup ilay raim-pianakaviana, izay manambady vehivavy malagasy antsoina hoe Soa Monica, 48 taona. Vao fito taona monja koa ilay zazalahy, natsangan’izy ireo. Tao amin’ny trano fidiovana, tao amin’ny tokantranony, ao amin’ny fokontany Depot 4, Toamasina, no nahitana ny fatin’izy telo mianaka ireto, ny alatsinainy 13 mey teo. […]

(15/05/2019 07:16)

Corruption à Tsimbazaza: 79 députés sur la sellette  Voir?

  Tout le monde a pensé que cette affaire de corruption à haut niveau qui a défrayé la chronique dans le temps, tend à tomber dans l’oubli. Mais hier, le Bianco a souligne que ce n’est nullement le cas. Durant une année entière, cette entité a mène des enquêtes approfondies et détaillées à l’encontre des […]

(14/05/2019 07:41)

“Raharaha malety” sy “fizarana volabe”: depiote 79 hoe nandray… 50 000 000 Ar avy  Voir?

Herintaona mahery aty aoriana, mipongatra indray ilay “Raharaha malety” sy “fizarana volabe” tamin’ny baoritra teny amin’ny hotely lehibe iray eny Ivato. Fantatra fa depiote miisa 79 mpomba ny fitondrana tamin’ny fotoan’androny ireo nandray vola 50 000 000 Ar avy ireo amin’izany. Efa eny am-pelatanan’ny Fitsarana misahana ny ady amin’ny kolikoly (Pac) izao ny raharaha. Tsy ho afa-bela. […]

(14/05/2019 07:39)

Loi de finances rectificative: coupes budgétaires dans tous les ministères  Voir?

Drastique. L’Exécutif s’attèle actuellement à l’élaboration de la Loi de finances rectificatives et, à en croire une source auprès du gouvernement, le président de la République et le premier ministre scrutent  à la loupe toutes les dépenses publiques à inscrire dans le budget de l’Etat.  A priori, l’objectif consiste, d’une part, à prioriser les dépenses […]

(13/05/2019 07:08)

Fihoaram-pefy, fandikana fitsipika: polisy telo lahy mamo an-dalambe, naiditra “violon”  Voir?

“Tranga mamohehitra”. Izay ny nilazan’ny tale jeneralin’ny polisim-pirenena ny nafitsok’ireo polisy telo lahy, nanao fanamiana, hitan’ny olona fa mamo an-dalambe sady mamo teo am-pamiliana fiara ka nanimba fiaran’olon-kafa. Ankoatra ny fampidirana “violon” azy ireo, fantatra fa handalo filankevitry fitsipi-pifehezana eo anivon’ny polisim-pirenena izy ireo.    Polisy telo lahy nanao fanamiana ara-dalàna miasa ao amin’ny kaomisarian’ny […]

(13/05/2019 07:07)

Dernière mise à jour : 26/05/2019 03:29

Vous êtes ici :   Accueil » Nouvelles du pays et RSS - NEWS MADA